Windows on the World of SipaKV

Any ambany ravinkazo

Posted on: November 1, 2005

 Posted by Picasa

Advertisements

8 Responses to "Any ambany ravinkazo"

nandinika ihany aho dia tsapako fa tena tianao ny “ravin-kazo” 🙂 marina sa tsy ?

tena maranitra be kosa ianao… 🙂
mianatra ny maka sary aho dia ireny no ataoko sujet. ianao angaha mahay maka sary?

tsy mahay za fa za ary mba saika hianatra any aminao 🙂
Tsara le serie “ravina” …fa tohizo 🙂

tsy mahay aho fa tena mba milalao fotsiny e !
jereo ny fahaizan’ny olona ato. ny azo koa ravinkazo an…
http://www.pbase.com/veruschka/leafy

Raha te handalina kely ianao de madehana ato:
http://ir.webphotoschool.com/
misy torohevitra vitsivitsy ao

misaotra amin’ilay link e !
tato aho no nijery fa tena basic loatra indray ilay instructions http://web.canon.jp/Imaging/enjoydslr
inona no camera anareo?

ny @ zao camera pas cher Kodak LS753… mety amiko aloha ilay izy @ zao satria izaho vao tena manomboka maka sary…
rehefa tena king angamba vao hividy reflex.

king = kinga lol

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s


  • None
  • Anonymous: Michener, le grand romancier historique raconte dans sa fresque sur l'Afrique du Sud (je ne me souviens pas du titre) la vie d'une esclave Malagasy
  • Anonymous: mahagaga fa misy album nataon'i nicolas vatomanga izay tany amin'ny taona 1999 tany fa tsy nivoaka ilay izy : redalandy (red island) no nataony anaran
  • Zanatany: j'ai hérité (de mes grands parents qui vivaient à Mada depuis 1927)d'une oeuvre phénoménale de Maurice Le scouezec peinte à Madagascar (Mahamas)

Categories

%d bloggers like this: